Tantara ny Andriana eto Madagasikara/Ny Tantara ny Ntaolo

From Wikisource
Jump to navigation Jump to search

PÉRIODE FAHARAY[edit]

HATR' AMY NY TALOHA NY NISEHOANY NY ANDRIAMANJAKA NANJAKA TATY ANA­TY NY MERINA, KA HATR' AMY NY ANDRIAMASINAVALONA NAHAVITA ANY MERINA 4 TOKO.

FIZARANA I[edit]

HATR'AMY NY IREO VAZIMBA, KA HATR'AMY NY RALAMBO NAHITA ANY MERINA.

TOKO I[edit]

HATR' AMY NY IREO VAZIMBA, KA HATR' AMY NY RAFOHY SY RANGITA TEO
ALASORA, (TEMPS FABULEUX).

Maro samihafa ny filaza amy ny ireo Vazimba. Lovan-tsofina, fa tany aloha nony nanjakan' andriana voalohany teto Merina, dia efa misy ny Vazimba izay samy mipetraka amy ny tany anjaka'ny. Ary tsy toha ny Andriamanelo sy Ra­lambo sy Andrianjaka ireo Vazimba mizarazara tany sy fanjakana ireo, koa natosi'ny handao any Marina. Ka tsy efa vetivety foana izany, fa nony nanjaka Lndrianjaka vao hay no farany ny vazimba tato Marina.
Mandrak' ankehitriny tsy misy olona mahazo milaza marimarina: ny fire­nen' olona nihaviany ny Vazimba ; ny voalohan' olona tonga tamy ny tany Ma­dagascar na Vazimba, na Ombiasy, na ny hafa indray. <br Ity tantara voa soratra ity dia milaza ny nisiany ny Vazimba tamy ny taloha taty Marina ; ka tsy mbola lao izy fony nanjaka Andriamanelo, Ary zavatre ho hita ny mpamaky io taratasy io, ny nandresen-dRalambo azy teny avaratra, ka tsy lao tamy ny izay izy, fa nandositra niankandrefana.
Ary dia tsy ity soratra ity hiany no filazana amy ny fisiany ny Vazimba, fa ny lovan-tsofina mb'amy ny oha-bolana sy ny fanao sasany aty Marina, no mila­za koa To' izao ny oha-bolana anankiray Ny Vazimba no mankarary ny akoho no mihanton-doha (mby amy ny fasam-Bazimba). Dia natao ny Ntaolo fa ny fasam-Baiimba no itoerany ny Vazimba, koa ivoadiana ho fanaketrahana ny hatezera'ny ; satria marary ny olona fahiny ka natao ny fa ny manitsaka ny fasany.ny Vazimba no nihaviany izay aretina, koa nasia'ny haja amam-pifonana sy voady amam-bavaka ny fasam-Bazimba.
Ary to'izao no voady fanao. Dia apetraka eo amy ny vato-vazimba ny loh' ondry na loh'akoho... izay zavatra nivoadiana, ka ilaozana. Any asiana vakam­potsy koana maiombóla ka ilaozana. Ary ivoadiana to'izany, indrindra raha man-

8
deha an-dálana ny olona « raha hody tsy maninona aho, hoy izy, dia tonga hamo-
« no akoho amy nao aho ; » ary raha te-hanan-janaka koa ny vehivavy, dia te-
nénina torak'izao ny vato-vazimba « hianao andriamanitra tompo ny tany, mba
omeo ma! raha tàhiny manambina ahy dia hamono ondry ho anao aho.» Dia vonoina ny ondry nivoadiana, dia haniny ny nipianakavy, dia hosora-mena­ka ny vato-Vazimba.
Ary koa misy izay firenen-gasy aty Marina, izay taranaky ny Vazimba, hono: ny Antehiroka no isa ny.
Ary hoy ny sasany : « Vazimba natao hoe Zafim-bazaha, ka Andriambazaha
no raza'ny, ary Dilambato no nilevenan' Andriambazaha, k'izany no anaovana
hoe Ny larehy ko ralsy angaha no zaha'nao, fa Ivy ny havana avy any Dilam-
bato, oha-bolana izany mandrak'ankehitriny.
K'izao rehetra izao no ilazako hoe : fa mba tokony ho marina tokoa, fa nisy Vazimba taty tamy ny taloha ; koa tsy mba angano daholo ny tantara rehetra no lazainy ny olona amy ny izany, arak'izay filazany ny sasany manao izany ho angano ihomehezana.
Ka ny amy ny Ombiasy, dia izao no mety ho lazaina :
Fa misy malagasy anankiray izay hendry, ka mahay zavatra, nanoratra hoe:
Tao aloha no nisehoany ny Vazimba tamy ny tany Madagascar, ftiry Ombiasy
sasany hendry nitahiry taratasy milaza ny tan tara ny mponina voalohany tao
Madagascar. Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy ; ny tarehin-
tsoratra dia soratra arabo. Fa ankehitriny toa tsy misy intsony izay manana cc ny tantara ny Oinbiasy. » ( Gram. du P. Basilide). Aoka ho hita izany tantara ny Ombiasy izany 1
I. FILAZA SAMIHAFA, NY ANY NY NISEHOANY NY ANDRIAMANJAIA NANJAHA TATY.
1° FILAZANA VOALOHANY, (manuscrit no nahazoan' azy.)
A ndrianamponga. Ary ny andriana no nanjaka kosa, Andrianamponga (I) nanambady an-dRampanambonitany nonina teo i Fanongoavana; ka niteraka an' Andrianamboniravina etsy Beravina atsinanan' Ankadivoribe. Very tan-tara izy.
Andrianamboniravina. Andrianamboniravina nanambady an-dRampoloalina teo Ambatondrakorikia, niteraka an' Andriamoraony sy Andranolava. Ary nony antitra Andrianamboniravina, dia niera ny vahoaka nanao hoe : Aiza Andriamo­raony fa hianao no lahimatoa ny Marina, fa efa ho masina ny andriana. » Ary hoy Andriamoraony : « Mora ony aho fa tsy an-drano-lava ; kiady aho, fa tsy tompo cc ny saha : fa mankanesa atsy amy n' Andranolava. » Dia Andranolava zandry ny no nanjaka, fa Andriamoraony no nanoa.
Andranolava. Ny nanjakan' Andranolava vadindRasoalimanjaka teo Amba­tondrakorikia no nonina, niteraka an-dRafandrandava teo Ampandrana. Very tan tars.
Rafandrandava. Ny nanjakan-dRafandrandava vadin-dRamanalimihoatram­bonitany, niteraka an-dRamasindohafandrana. Very tantara.
Ramasindokafandrana. Ny nanjakan-dRamasindohafandrana vadin-dRama­nalimananambonitany Leo Ampandrana niteraka an-dRafandrampohy. Very tan-tara.
Rafandrampohy. Ny nanjakan-dRafandrampohy vadin-dRasoalimananam­bonitany teo Ampandrana niteraka an-dRafaudramanenitra. Very tantara.
(I) Andrianizinizina no vazimba voalohany tao Fanongoavana; dia niteraka an' An­drianalinalina nandimby azy kosa any Fanongoavana. Andrianalinalina niteraka an' An­drianamponga teo Fanongoavana, hoy R.
Rafandramanenitra. Ny nanjakan-dRafandramanenitra vadin-dRafaràma­hery teo Ambohimasimbola, niteraka an-dRangitamanjaka sy Ratsiseranina. Ary Ratsiseranina nanoa teo Andraisisa. Dia havan'andriana no farany. Ary Ra­fandramanenitra nandevina ny vola ny Vazimba iray lavaka teo andrefan'Ambo­himasimbola.
Rangilamanjaka. Ny nanjakan-dRangitamanjakatrimovavy teo i Meriman­jaka niteraka an-dRafohy sy Andrianamponga; ka nanoa Andrianamponga. Very tantara.
Rafohy teo Atasora. Ny nanjakan-dRafohy vadin-dRamanahimanjaka teo Alasora niteraka : an' Andriamanelo sy Andriamananitany. Ary nandidy Rafohy, boy ny fandidy ny: « Raha anio tontolo andro, anao Andriamanelo fa lahy ma­i toa hianao, — ary raba ny farany, an' Andriamananitany kosa. » Ary dia niteraka Andriamanelo, niteraka an-dRalambo. Ary niteraka kosa Andria­mananitany, niteraka an' Andriamboninolona. Ary nony nandidy Andriamanelo, boy ny fandidy ny: « Hianao Ralambo, zanak'o lahy matoa, ka hampanjakai'ko. ». Ary Andrianamboninolona niteraka an-dRatsitoina-manjaka, nalan-ondrana ho vadin-dRalambo ho tompo ny farany. Ary Andriamananitany nanoa ; teo Ambo­hitrandriananahary no nonina.
ANARANY NY ANDRIANA, Sy NY TANY NITOERA'NY, hoy ity Manuscrit.
Hatr' amy ny nisehoany ny andriamanjaka nanjaka taty, ka hatr' amy ny
Ranavalona II manjaka izao; na ny nanoa na ny nanjaka no amy ny ity. Andrianamponga vadindRamananiambonitany, teo Fanongoavana. Andrianamboniravina vadindRampoloalina, teo Ambatondrakorikia. Andriandranovola vadindRasoalimanjaka, ao Ambatondrakorikia. Rafandrandava vadindRamana:nihoatrambonitany, ao Ampandrana. •
Ramasindohafandrana vadindRamanalimananambonitany, ao A mpandrana. Rafandrampohy vadindRasoalimananambonitany, ao Ampandrana. Rafandramanenitra vadindRafaramahery, ao Alnbohimasimbola. Rangitamanjakatrimovavy, ao Merimanjaka.
Rafohy vadindRamanalimanjaka, ao Alasora.
Andriamanelo vadindRasolobe, ao Alasora.
Ralambo vadindRatsitoina, ao Ambohitrabiby.
Andrianjaka vadindRavadifo, ao Antananarivo.
Andriantsitakatrandriana vadindRavololontsimitovy, ao Antananarivo. Andriantsimitoviaminandriandehibe vadindRamahafoloarivo, ao Antanana­rivo.
Andriamasinavalona, vadindRatompoindroandriana sy Ramananimerina sy Ranavalontsimitovy sy Ramananandrianjaka, ao Antananarivo.
Andrianjakanavalomandimby vadindRatsimitoviaminandriana,aoAntanana­rivo.
Andriampoinimerina vadindRamanantsahalarazaka, ao Antananarivo. Andrianavalonibemihisatra, ao Antananarivo.
Andriambalohery, ao Antananarivo.
Andrianamboatsimarofy, ao Antananarivo.
Ramaromanompo nitondra tapany, ao Fenoarivo. Andriantsimitoviaminandriana vadindRaompanananiambonitanimandimby, ao Ambohimanga.
Andriambelomasina vadindRasoherimanananitany, ao Ambohimanga. Andrianjafy, nitondra tapany, ao Ambohimanga,
Andriantomponimerina, ao Ambohidratrimo.
Andriantrimonibemihisatra, ao Ambohidratrimo. <== PÉRIODE FAHARAY ==

HATR' AMY NY TALOHA NY NISEHOANY NY ANDRIAMANJAKA NANJAKA TATY ANA­TY NY MERINA, KA HATR' AMY NY ANDRIAMASINAVALONA NAHAVITA ANY MERINA 4 TOKO.

FIZARANA I[edit]

HATR'AMY NY IREO VAZIMBA, KA HATR'AMY NY RALAMBO NAHITA ANY MERINA.

TOKO I[edit]

HATR' AMY NY IREO VAZIMBA, KA HATR' AMY NY RAFOHY SY RANGITA TEO
ALASORA, (TEMPS FABULEUX).

Maro samihafa ny filaza amy ny ireo Vazimba. Lovan-tsofina, fa tany aloha nony nanjakan' andriana voalohany teto Merina, dia efa misy ny Vazimba izay samy mipetraka amy ny tany anjaka'ny. Ary tsy toha ny Andriamanelo sy Ra­lambo sy Andrianjaka ireo Vazimba mizarazara tany sy fanjakana ireo, koa natosi'ny handao any Marina. Ka tsy efa vetivety foana izany, fa nony nanjaka Lndrianjaka vao hay no farany ny vazimba tato Marina.
Mandrak' ankehitriny tsy misy olona mahazo milaza marimarina: ny fire­nen' olona nihaviany ny Vazimba ; ny voalohan' olona tonga tamy ny tany Ma­dagascar na Vazimba, na Ombiasy, na ny hafa indray.
Ity tantara voa soratra ity dia milaza ny nisiany ny Vazimba tamy ny taloha taty Marina ; ka tsy mbola lao izy fony nanjaka Andriamanelo, Ary zavatre ho hita ny mpamaky io taratasy io, ny nandresen-dRalambo azy teny avaratra, ka tsy lao tamy ny izay izy, fa nandositra niankandrefana.
Ary dia tsy ity soratra ity hiany no filazana amy ny fisiany ny Vazimba, fa ny lovan-tsofina mb'amy ny oha-bolana sy ny fanao sasany aty Marina, no mila­za koa To' izao ny oha-bolana anankiray Ny Vazimba no mankarary ny akoho no mihanton-doha (mby amy ny fasam-Bazimba). Dia natao ny Ntaolo fa ny fasam-Baiimba no itoerany ny Vazimba, koa ivoadiana ho fanaketrahana ny hatezera'ny ; satria marary ny olona fahiny ka natao ny fa ny manitsaka ny fasany.ny Vazimba no nihaviany izay aretina, koa nasia'ny haja amam-pifonana sy voady amam-bavaka ny fasam-Bazimba.
Ary to'izao no voady fanao. Dia apetraka eo amy ny vato-vazimba ny loh' ondry na loh'akoho... izay zavatra nivoadiana, ka ilaozana. Any asiana vakam­potsy koana maiombóla ka ilaozana. Ary ivoadiana to'izany, indrindra raha man-
8
deha an-dálana ny olona « raha hody tsy maninona aho, hoy izy, dia tonga hamo-
« no akoho amy nao aho ; » ary raha te-hanan-janaka koa ny vehivavy, dia te-
nénina torak'izao ny vato-vazimba « hianao andriamanitra tompo ny tany, mba
omeo ma! raha tàhiny manambina ahy dia hamono ondry ho anao aho.» Dia vonoina ny ondry nivoadiana, dia haniny ny nipianakavy, dia hosora-mena­ka ny vato-Vazimba.
Ary koa misy izay firenen-gasy aty Marina, izay taranaky ny Vazimba, hono: ny Antehiroka no isa ny.
Ary hoy ny sasany : « Vazimba natao hoe Zafim-bazaha, ka Andriambazaha
no raza'ny, ary Dilambato no nilevenan' Andriambazaha, k'izany no anaovana
hoe Ny larehy ko ralsy angaha no zaha'nao, fa Ivy ny havana avy any Dilam-
bato, oha-bolana izany mandrak'ankehitriny.
K'izao rehetra izao no ilazako hoe : fa mba tokony ho marina tokoa, fa nisy Vazimba taty tamy ny taloha ; koa tsy mba angano daholo ny tantara rehetra no lazainy ny olona amy ny izany, arak'izay filazany ny sasany manao izany ho angano ihomehezana.
Ka ny amy ny Ombiasy, dia izao no mety ho lazaina :
Fa misy malagasy anankiray izay hendry, ka mahay zavatra, nanoratra hoe:
Tao aloha no nisehoany ny Vazimba tamy ny tany Madagascar, ftiry Ombiasy
sasany hendry nitahiry taratasy milaza ny tan tara ny mponina voalohany tao
Madagascar. Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy ; ny tarehin-
tsoratra dia soratra arabo. Fa ankehitriny toa tsy misy intsony izay manana cc ny tantara ny Oinbiasy. » ( Gram. du P. Basilide). Aoka ho hita izany tantara ny Ombiasy izany 1
I. FILAZA SAMIHAFA, NY ANY NY NISEHOANY NY ANDRIAMANJAIA NANJAHA TATY.
1° FILAZANA VOALOHANY, (manuscrit no nahazoan' azy.)
A ndrianamponga. Ary ny andriana no nanjaka kosa, Andrianamponga (I) nanambady an-dRampanambonitany nonina teo i Fanongoavana; ka niteraka an' Andrianamboniravina etsy Beravina atsinanan' Ankadivoribe. Very tan-tara izy.
Andrianamboniravina. Andrianamboniravina nanambady an-dRampoloalina teo Ambatondrakorikia, niteraka an' Andriamoraony sy Andranolava. Ary nony antitra Andrianamboniravina, dia niera ny vahoaka nanao hoe : Aiza Andriamo­raony fa hianao no lahimatoa ny Marina, fa efa ho masina ny andriana. » Ary hoy Andriamoraony : « Mora ony aho fa tsy an-drano-lava ; kiady aho, fa tsy tompo cc ny saha : fa mankanesa atsy amy n' Andranolava. » Dia Andranolava zandry ny no nanjaka, fa Andriamoraony no nanoa.
Andranolava. Ny nanjakan' Andranolava vadindRasoalimanjaka teo Amba­tondrakorikia no nonina, niteraka an-dRafandrandava teo Ampandrana. Very tan tars.
Rafandrandava. Ny nanjakan-dRafandrandava vadin-dRamanalimihoatram­bonitany, niteraka an-dRamasindohafandrana. Very tantara.
Ramasindokafandrana. Ny nanjakan-dRamasindohafandrana vadin-dRama­nalimananambonitany Leo Ampandrana niteraka an-dRafandrampohy. Very tan-tara.
Rafandrampohy. Ny nanjakan-dRafandrampohy vadin-dRasoalimananam­bonitany teo Ampandrana niteraka an-dRafaudramanenitra. Very tantara.
(I) Andrianizinizina no vazimba voalohany tao Fanongoavana; dia niteraka an' An­drianalinalina nandimby azy kosa any Fanongoavana. Andrianalinalina niteraka an' An­drianamponga teo Fanongoavana, hoy R.
Rafandramanenitra. Ny nanjakan-dRafandramanenitra vadin-dRafaràma­hery teo Ambohimasimbola, niteraka an-dRangitamanjaka sy Ratsiseranina. Ary Ratsiseranina nanoa teo Andraisisa. Dia havan'andriana no farany. Ary Ra­fandramanenitra nandevina ny vola ny Vazimba iray lavaka teo andrefan'Ambo­himasimbola.
Rangilamanjaka. Ny nanjakan-dRangitamanjakatrimovavy teo i Meriman­jaka niteraka an-dRafohy sy Andrianamponga; ka nanoa Andrianamponga. Very tantara.
Rafohy teo Atasora. Ny nanjakan-dRafohy vadin-dRamanahimanjaka teo Alasora niteraka : an' Andriamanelo sy Andriamananitany. Ary nandidy Rafohy, boy ny fandidy ny: « Raha anio tontolo andro, anao Andriamanelo fa lahy ma­i toa hianao, — ary raba ny farany, an' Andriamananitany kosa. » Ary dia niteraka Andriamanelo, niteraka an-dRalambo. Ary niteraka kosa Andria­mananitany, niteraka an' Andriamboninolona. Ary nony nandidy Andriamanelo, boy ny fandidy ny: « Hianao Ralambo, zanak'o lahy matoa, ka hampanjakai'ko. ». Ary Andrianamboninolona niteraka an-dRatsitoina-manjaka, nalan-ondrana ho vadin-dRalambo ho tompo ny farany. Ary Andriamananitany nanoa ; teo Ambo­hitrandriananahary no nonina.
ANARANY NY ANDRIANA, Sy NY TANY NITOERA'NY, hoy ity Manuscrit.
Hatr' amy ny nisehoany ny andriamanjaka nanjaka taty, ka hatr' amy ny
Ranavalona II manjaka izao; na ny nanoa na ny nanjaka no amy ny ity. Andrianamponga vadindRamananiambonitany, teo Fanongoavana. Andrianamboniravina vadindRampoloalina, teo Ambatondrakorikia. Andriandranovola vadindRasoalimanjaka, ao Ambatondrakorikia. Rafandrandava vadindRamana:nihoatrambonitany, ao Ampandrana. •
Ramasindohafandrana vadindRamanalimananambonitany, ao A mpandrana. Rafandrampohy vadindRasoalimananambonitany, ao Ampandrana. Rafandramanenitra vadindRafaramahery, ao Alnbohimasimbola. Rangitamanjakatrimovavy, ao Merimanjaka.
Rafohy vadindRamanalimanjaka, ao Alasora.
Andriamanelo vadindRasolobe, ao Alasora.
Ralambo vadindRatsitoina, ao Ambohitrabiby.
Andrianjaka vadindRavadifo, ao Antananarivo.
Andriantsitakatrandriana vadindRavololontsimitovy, ao Antananarivo. Andriantsimitoviaminandriandehibe vadindRamahafoloarivo, ao Antanana­rivo.
Andriamasinavalona, vadindRatompoindroandriana sy Ramananimerina sy Ranavalontsimitovy sy Ramananandrianjaka, ao Antananarivo.
Andrianjakanavalomandimby vadindRatsimitoviaminandriana,aoAntanana­rivo.
Andriampoinimerina vadindRamanantsahalarazaka, ao Antananarivo. Andrianavalonibemihisatra, ao Antananarivo.
Andriambalohery, ao Antananarivo.
Andrianamboatsimarofy, ao Antananarivo.
Ramaromanompo nitondra tapany, ao Fenoarivo. Andriantsimitoviaminandriana vadindRaompanananiambonitanimandimby, ao Ambohimanga.
Andriambelomasina vadindRasoherimanananitany, ao Ambohimanga. Andrianjafy, nitondra tapany, ao Ambohimanga,
Andriantomponimerina, ao Ambohidratrimo.
Andriantrimonibemihisatra, ao Ambohidratrimo.
Andriamanananimerina, an Arnbohidratrimo. - • .
!0
Andriantomponimerina, ao Ambohidratrimo. •

Andriambelo, ao Ambohidratrimo. Ramananandrianjaka, ao Ambohidratrimo. Rabehety, nitondra tapany, ao Ambohidratrimo. Andrianavalomanotronimerina, ao Ambohitrabiby.

Andriambonimena vadindRanavalomboahangy, ao Alasora.
Andriamohara, ao Alasora.
Andrianavalonjafy, nitondra tapany, ao Alasora.
Andrianampoinimerina vadindRambolamasoandro, ao Ambohimanga. Radamalahi-manjaka, ao Antananarivo.
Ranavalo-manjaka 1, ao Antananarivo. Radama II, nitondra tapany.
Rasoheri-manjaka, ao Antananarivo. Ranavalo-manjaka II, manjaka izao. Ary ny andriana nanjaka teo i Mamo. Andriambahoakafovoanitany, tao
Manazary.
Andriamanjakatokana, tao Ambohinihaza. Andriamambandrano, tao Ambohitrondrana. Andriantsiahofa, tao Manazary.
Andriantomponimamo, tao Ambohitromby.
Ary ny mpanoa kosa. Andriamoraony, ao Ambatondrakorikia. Ratsiserànina sy Andranomena, ao Andraisisa.
Andrianamponga, ao Alasora.
Andriamananitany, ao Ambohitrandriananahary. Andriantompokoindrindra, ao Ambohimalazabe. Andrianjakatokana, ao Anosivato.
Andrianavalona, ao Soràka.
• Andriamborosy, ao Ambohidrapeto.
Rakotofananina, ao Anosipàtrana.
Rampimanga, ao Lanivato.
Ralambotsileonolombelona, ao Tangaina.
Andriambetandra sy Andriantsalama ary Andriantomponimaromena, ao Fenoa­rivo.
Andriambolanambo sy Andrianavalontompo, ao Namehana.
Andrianavalona, ao Ambohitrinimanjaka. Andriantomponimarovatana, ao Ambohipiara. Andrianavalontomponibemihisatra, ao Ambohidratrimo. Andriamanoro, ao Tsiafahy.
Andrianjakamananitany, ao Ambohimanjaka. Andrianavalontomponatsimondrano, ao Ambohimanjaka. Andriantsimatahomanjaka, ao Ambohimanjaka. Andrianavalontompo, ao Andramasina. Andriambodivato, ao Antongona.
Rabibiandanitra, ao Ranovao.
Rafotsinivahoaka, ao Merinkasinina.
Andrianjakafonitany, ao Fandàna.
Andriandamboandrianjaka, ao Anosikely. Andrianifonambe, ao Hiaràmy.
Andriantomponibemihisatra, ao Miandrarivo.
Ary ny andriana resy. Razakatsitakatrandriana, ao Ambohimanatrikia. Andriamboatavo, nankany Mamo.
Andriamasindraibe, lasan' any Vonizongo. Andrianavalontompo, any Kamoro any amy ny Sakalava.
s
Rabehety, ao Ambohimanatrikia.
Rabelanonana, ao Ambohimanatrikia.
Andriamaromanompo, aa Ambohimanatrikia. Andrianjafy; ao Ambobimanatrikia.
Andrianavalonjafy, ao Ambohimanatrikia. Andriamahazomby, ao Ambohimanoro.
2° Fu.AZANA HAVA 1NDRAY. (Manuscrit hafa).
Andrianerinerina (1) eroa Anerinerina, milevina ao avaratr' Ambohimalaza ; any avaratr' Angavokely Anerinrina ; ary Kilonjy ao avaratr' Anerinerina ; (tsy misy olona intsony, fasana ny Zanakambony no ao Kilonjy). Ary Andrianerine­rina niteraka an' Andriananjavonana aroa Angavoatsinanana.
Ary niteraka Andriananjavonana an'Andrianamponga.
Ary Andrianamponga kosa niteraka an'Andriandranolava, eroa Ambohi­manjaka.
Ary niteraka Andriandranotava an'Andrianamboniravina, ety Beravina atsin ana n' A n kadi vo ribe.
Ary niteraka Andrianamboniravina an'Andriampandrana, eroa Ampandrana. Ary Andriampandrana niteraka an'Andriandohafandrana.
Ary Andriandohafandrana niteraka an'Andriampandramanenitra. Ary Andriampandramanenitra niteraka andRafandrampohy.
Ary Rafandrampohy niteraka andRafandrandava.
Ary Rafandrandava niteraka andRangita sy Rafohy, eroa Merimanjaka. Ary Rafohy niteraka an'Andriamanelo etsy Alasora.
Ary hatr amy ny Andriamanelo ka hatr'amy ny Ranavalonareniny: Andriamanelo niteraka andRalambo, eo Ambohitrabiby.
Ary Ralambo niteraka an'Andrianjaka eto Antananarivo.
Ary Andrianjaka niteraka an'Andriantsitakatrandriana ao Antananarivo. Niteraka kosa Andrintsitakatrandriana an'Andriatsimitoviaminandriana. Ary,Andriatsimitoviaminandriana niteraka an'Andriamasinavalona.
Ary Andriamasinavalona niteraka azy 4 dahy :
—Andriantomponimerina eroa Marovatana.
—Andrianjakanavalomandimby navels ny etsy Merinatsimo. —Andrianavalonimerina navels ny eroa Ambohitrabiby.
(1) Ary ity Andrianerinerina, hoy ny Manuscrit, dia zanak' Andriamanitra latsaka avy any an-danitra hilalao amy ny Vazimba eroa Anerinerina. by izy.
TANTARA NY LALAO NY VAZIYRA TEROA ANERINERINA TEO AVARATRY KILONJY
Ary nalatsak' Andriamanitra ny Zana' ny nilalao tam) ny Vazimba, ka hoy Andria­manitra : • Iny Zana' ko my te-hilalao amy nareo : aza mba akekena ny ondry, fa tsy ho-
man ondry ny Zan' ko. •
Ary hoy kosa iley vazimba anankiray fotsi-fanahy : • Aira handrahoi' ntsika amy ny
vilany fahandroan-ken' ondry hizaha' ntsika. •
Ary nony no handrahoi' ny izany, dia nampihinani' ny Zanak' Andriamanitra. Nony hariva ny andro, tsy afaka nody izy ; ka hoy Andriamanitra : • Nahoana moa izato Zana' ko no ahenahena nareo aty ambany aty ? • — Ary nirifatra ny Vazimba.
Tezitra Andriamanitra : • Vorio avokoa izay Vazimba eto ambany eto. p — Ary raha vory ny Vazimba, hoy ny nalahatr' Andriamanitra : • Alao izay ho anareo : ny zanak'o
my va no ho tompoi' nareo, fa ny ai' nareo no ho votsora'ko. • — • Aleo nay ny za-
nak'ao no ho tompoi' nay, toizay ny ai' nay no ho votsorana ho faty. • — Ary boy izy.
Any ny Zanak'o, anarany in Zanak'o io, Andrianerinerina. •
Roa nampidinana ny zanak' Andriamanitra vehivavy tany an-danitra ho vady ny, ary dia niteraka an' Andriananjavonana aroa Angavo atsinanana izy. Ary niteraka Andria­Ranjasonana an' Andrianamponga, 6.
i2
—Andriantsimitoviaminandriana navela ny eroa Ambohimanga.
Ary zanak'anabavy n'Andramasinavalona, Ravololondralambo navela fly etsy Lafy, ary nampivadina zanak'olona mianadahy izy.
Ary Andriambelomasina nomena ho tompo n'Avaradrano, dia Andrianjafy no zana'ny. Ary hoy Andriambelomasina nianiana : « Tontolo andro no ani' ialahy, fa ny faran'andRamboasalama, » Andriampoinimerina no Rambna­salama.
Ary Andrianampoinimerina nabefa any Marina.
Dia Lahidama no zana'ny nome'ny handimby ny fanjakana.
Dia ny farany nome'ny any Mavo — Rabodonandriampoinimerina no natao ny Mayo tompo ny Marina.