Tantara malagasy

From Wikisource
Jump to navigation Jump to search

Ireo avy ireo tantara malagasy misy eto amin'i Wikiloharano.

Ilay mpanjaka naniry hanana anaka[edit]

Fahiny elabe hono dia nisy fanjakana kely nanana mpanjaka hendry aok’izany ka niadam-pinaritra ery ny vahoaka nentiny.Kanefa hono na dia faly sy finaritra aza ny vahoaka,dia teo ihany ny indro kely teo anivon’ny fanjakana satria na dia naniry anaka aza ny mpanjaka mivady dia nahazo izay niriny... (tohiny)